Teny iditra faritana (faritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay
¶ Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be marked out. [Richardson 1885]
 to be limited; to be circumscribed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on limite, qu'on circonscrit [Hallanger 1974]
Endriteny 
faritana
faritako
faritanao
faritany
faritantsika
faritanay
faritanareo
faritan'
faritan-
faritam-
farita-
nofaritana
nofaritako
nofaritanao
nofaritany
nofaritantsika
nofaritanay
nofaritanareo
nofaritan'
nofaritan-
nofaritam-
nofarita-
hofaritana
hofaritako
hofaritanao
hofaritany
hofaritantsika
hofaritanay
hofaritanareo
hofaritan'
hofaritan-
hofaritam-
hofarita-
farito
Teny nalaina 

2010/12/29