Teny iditra faritra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
¶ Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
Mitovy hevitra: fangitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a mark, an outline, a defined boundary, extent [Richardson 1885]
 a limit or boundary [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [Abinal 1888]
 limite, trace [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
faritra
faritro
faritrao
fariny
faritsika
faritray
faritrareo
faritr'
fari-
faritry
-paritra
-paritro
-paritrao
-pariny
-paritsika
-paritray
-paritrareo
-paritr'
-pari-
-paritry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fari-bava ~ fari-body ~ faribolana ~ faritany
Ohatra 
1Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [Abinal 1888, takila 155]
2Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [Abinal 1888, takila 155]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny faritra ity (1): Amparibohitra

2017/10/21