Teny iditra Fary Mamy
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny Boky famakian-teny, kilasy famaranana
Mpanoratra Rabemolaly Fanomezana, 1974; Ravalitera Nalisoa, 1974; Ravelomanana Hermann, 1974
Fanontana 1974. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Takila: 333. Boky miisa: 5000.
1986. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Takila: 333. Boky miisa: 2000.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31