Teny iditra fasan-drazana
Singan-teny fasana ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Tovy hevitra fasan' ny ntaolo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11