Teny iditra | fasehina (fasika) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Sandy. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Sablonneux [1.13] | |||
Voambolana | Haibolantany | |||
Kamban-teny |
| |||
Tsipelina hafa | fasihina | |||
Fivaditsoratra | fasehina, fisehana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |