Teny iditra | fasihina (fasika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Sandy. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sablonneux [1.13] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tsipelina hafa | fasehina | |
Fivaditsoratra | fasihina, fihasina, fisahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |