Teny iditra fasina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   ancienne prononciation of fasana [Abinal 1888]
Ohatra   Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [Callet: Tantara]
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fasina itý (1): Ampasimpotsy

Teny iditra fasina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tanala] (fasiña) fasika [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] fasika [Rakotosaona 1972]
   Moron-dranomasina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a provincial word for fasika [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fasina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/05