Teny iditra fasin-kira (fasina, hira)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny feo fahatelo raha miaraka efatra ny mpihira, izay eo anelanelan' ny saikiny sy ny beso [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [Richardson 1885]
Voambolana 
Mpitovy hevitra fasiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31