Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2010/05/06