Teny iditra fasitara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fasitara koa Rangahy iny! [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay baliverne [Rajemisa: Vakoka]
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

2009/06/15