Teny iditra fasy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   the leaf of a species of pandanus, used by the east-coast tribes for plates and dishes. (Prov.) [Richardson 1885]

Teny iditra fasy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tsilo, fasika [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   fatsy
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fasy itý (1): Ambohipasy

Teny iditra fasy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fantsika [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   fatsy

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/21