Teny iditra fati-bolo (fatitra, volo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   volo noraotina ka manaraka ny fihogo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   The hair which comes off in brushing or combing. [Richardson 1885]
   hair that comes out in brushing or combing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   cheveux qui tombent sous le peigne, se mettent en pelote [Abinal 1888]
   cheveux qui tombent en se brossant ou en se peignant [Hallanger 1974]
Ohatra   Nosorany arim-bilany haingana ny handrin' ilay bitika ary nandoroana fatibolo ny efitrano, sao hono, ny ambiroan' ny maty no misavika an-janany ho tonga hatreny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 31]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/08