Teny iditra fato
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (teny tranainy) Salaka [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   salaka

Teny iditra fato
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hazo fanaovan-damba fahiny ny hodiny [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] arbre dont l'écorce servait autrefois à faire des vêtements [Deschamps 1936]
   [Tankarana] écorce d'arbre. [David 1952 (takila F)]
Voambolana  

Teny iditra fato
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] fanao, zava-panao [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10