Teny iditra fatora
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Betsileo] shrubs. (Bets.) Mussaenda sp. [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Mussaenda
Fifanahafana   fatoralahy ~ fatoravavy

Teny iditra fatora
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tsatokazo maranidoha eo amin'ny toerana fanaovana fanatira [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] pieu pointu devant lequel se font les sacrifices [Deschamps 1936]

Teny iditra fatora
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tranon'ny lonaky [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06