Teny iditra fatory (tory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina matory: Ratsy fatory ity zaza ity famitsivalam-pandry foana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fatory (fatotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fatorana [fitanisana]
Ohatra Fatory ireto boky ireto [Rajemisa 1985]

2012/11/18