Teny iditra fatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra [...]
¶ Famarana: Manao ratsy fatra ianao iza [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a measure for solids and liquids. [Richardson 1885]
   any measure of capacity [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mesure. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
   mesure de capacité [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fatra
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra fatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   anaran-kazo, hazo manitra [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra fatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   kijana
¶ havoana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   collines offrant un pâturage [Antesaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra fatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   teny napetraka, hafatra [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10