Teny iditra fatrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tany fiandrasan'omby: Tsy eo ty valiko fa ninday aombe ampatsañe añe [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   Tany mazava afak' ala; hoak' ala
¶ Ny toerana avoavo tafasaraka amin' ny ala ary kaohin' ny riaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an open space in the forest [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   un espace découvert, dénudé dans la forêt ou au-delà de la forêt [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   steppe [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12