Teny iditra fatrarana (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany vary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be stuffed full, as a sack, etc. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fatrarana, fatrarako, fatraranao, fatrarany, fatrarantsika, fatraranay, fatraranareo, fatraran', fatraran-, fatraram-, fatrara-
Ny lasa : nofatrarana, nofatrarako, nofatraranao, nofatrarany, nofatrarantsika, nofatraranay, nofatraranareo, nofatraran', nofatraran-, nofatraram-, nofatrara-
Ny hoavy : hofatrarana, hofatrarako, hofatraranao, hofatrarany, hofatrarantsika, hofatraranay, hofatraranareo, hofatraran', hofatraran-, hofatraram-, hofatrara-
Filaza mandidy : fatraro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31