Teny iditra fatratra
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [Richardson 1885]

Teny iditra fatratra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatra [...]
Mitovy hevitra: ary fenitra ~ babantany ~ babany ~ baka lany sahaza ~ by ~ fanaperana ~ farafarampony ~ isafatsiroa ~ kanto ~ lalina ~ lani-datsaka ~ lavorary ~ mafotaka ~ manga ~ mangidy vato ~ mantsalay ~ marihitra ~ maty paika ~ ngita ~ tanteraka ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tokana aman-tany ~ tomombana ~ tonga lafatra ~ tontosa ~ tsy manam-paharoa ~ tsy manantsahala ~ tsy misy toa azy ~ tsy misy tomika ~ tsy roa aman-tany [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   great, amazing [Hallanger 1973]
Sampanteny  

Teny iditra fatratra
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   hard [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   solide, fort, ferme. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
Fitovian-keviteny   fafatra
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fatratra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifanizinana, fandentehana zavatra ao an [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10