Teny iditra fatro
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy (teny tranainy) Botrabotra, donga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full made, plump and strong; applied to young people. See botra, donga. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fatrofatro

2012/11/16