Teny iditra fatrofatro (fatro)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dongadonga na dofodofotra, vaventy, matavy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy full made, plump and strong; applied to young people. See botra, donga. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra fatro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31