Teny iditra fatsifatsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fefy tsilo toy ny roimemy [Rakotosaona 1972]
 Vongambongana madinika fasipasehina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy anything pointed or sharp used as a fence around the palace of the sovereign. See rova. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/06/19