Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fantsika [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy a sharp point [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pointe de tour [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fasy

Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy the spur of a cock [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fandikana frantsay  [Taisaka] ergot (du coq) [Deschamps 1936]
 ergot [SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tsilo [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana) [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Taisaka] épine (des plantes) [Deschamps 1936]
 épine [SLP 1986]
  [Taifasy, Taisaka] ( fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Carissa madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31