Teny iditra fefehina (fefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Vakina: Fefeho ireto atody roa ireto hoendasina
¶ Asiana, tefena totohondry: Nofefehin' ilay kary ny zanako dia lasa nandositra izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be shelled. [Richardson 1885]
Endriteny 
fefehina
fefehiko
fefehinao
fefehiny
fefehintsika
fefehinay
fefehinareo
fefehin'
fefehin-
fefehim-
fefehi-
nofefehina
nofefehiko
nofefehinao
nofefehiny
nofefehintsika
nofefehinay
nofefehinareo
nofefehin'
nofefehin-
nofefehim-
nofefehi-
hofefehina
hofefehiko
hofefehinao
hofefehiny
hofefehintsika
hofefehinay
hofefehinareo
hofefehin'
hofefehin-
hofefehim-
hofefehi-
fefeho

2010/12/29