Teny iditra fefiloha (fefy, loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian' io teny io, araka ny nolazain' ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tsy ho tapaka", satria, hono, nanao lalàna faran' izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatan-dehilahy tsy marary nefa tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An embankment, an artificial bank raised on both sides of a river, a mound. [1.2]
 A dike [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Digue [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31