Teny iditra fefy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
Mitovy hevitra: ampiantany tsivikinindahy ~ aro ~ kiady ~ manda ~ rova ~ tamboho ~ vala [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
¶ fefy vato: a stone wall [Richardson 1885]
   a fence, an enclosure [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   clôture, haie [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fefy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Omby vonoina rehefa avy mandevina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/16