Teny iditra fehezana (fehy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
¶ Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bunch. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/11/16