Teny iditra | fehiloha | |
Singan-teny | fehy ; loha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-damba lavalava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo Karazan-kaingo atao manodidina ny loha [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy loha ] A headband [1.2] | |
Ohatra | Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka.
[2.324] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |