Teny iditra fehim-ponenana
Singan-teny fehy ; fonenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fehim-pihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10