Teny iditra | fehintenda | |
Singan-teny | fehy ; tenda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] | |
Ohatra | Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda.
[2.436] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tsipelina hafa | fehitenda | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |