Teny iditra fehivava (fehy, vava)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   fehy vava

Teny iditra fehivava
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fifadian-kanina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/16