Teny iditra | fehivorintany | |||
Singan-teny | fehy ; vory ; tany | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazaran'ny bolantany ho faritra dimy lehibe misongadina ara-toe-tany [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Zone [1.13] | |||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |