Teny iditra fehy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
¶ Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores.
Mitovy hevitra: fatotra ~ fehy handrotra ~ fehy maty ~ fehy singory ~ rohy ~ tadivavarana ~ vona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a tie, a knot
¶ superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [Richardson 1885]
   the act of tying; a knot [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de lier; noeud [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [Ravelomanana: Lalana, takila 17]
2ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany
[Fox: Hainteny, laharana 69]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   fehitenda ~ fehivozo ~ fehizoro

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/12