Teny iditra fela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] akorandriaka fanaon'ny vehivavy haingo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a conical shell, of which the upper part of the cone is removed, and the flat round base, which resembles a counter, is worn as an ornament on the head, forehead, or breast
¶ in the provinces it also means, perhaps, a flower. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] coquillage plat servant d'ornement (aux femmes et aux danseurs) [Deschamps 1936]

Teny iditra fela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fehezam-bolom-borona [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   felika

Teny iditra fela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   falana [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   fala ~ falana
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fela itý (1): Befelatanana

Teny iditra fela
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   composante [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06