Teny iditra felampelana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] (« fleur qui s'épanouit ») Tachiadenus longiflorus Griseb. (Gentianaceae). Très jolie plante croissant même dans les prairies périodiquement brûlées, vivace par son rhizome souterrain. Excellent amer, stomachique. Le rhizome serait toxique (purgatif drastique). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Tachiadenus longiflorus
Ohatra Felampelana koa anefa ny ravinkazo nalaina noho ny antony manokana, na akorandriaka, akoran-dalona hoy ny Antakay, na akoran-tandrevo. [Ndemahasoa: Antakay, takila 60]

2019/08/17