Teny iditra | ![]() |
felana | ||||
Sokajin-teny | anarana | |||||
Famaritana malagasy | Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo ¶ Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ ¶ Fanaovana teny mamy [Rajemisa 1985] | |||||
Famaritana frantsay | pétale [SLP: Voambolana] | |||||
Ohatra |
| |||||
Voambolana | Haizavamaniry: (amin' ny ankapobeny) | |||||
Sampanteny | fifelana, fifelanana, ifelanana, mifelana, mpifelana | |||||
Fitovian-keviteny | felam-bony | |||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny felana io | |||||
Teny iditra | ![]() |
felana | ||||
Sokajin-teny | anarana | |||||
Famaritana malagasy | Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody [Rajemisa 1985] | |||||
Famaritana frantsay | [Tankarana] coquillage qui sert d'ornement. [David 1952 (takila F)] | |||||
Teny iditra | ![]() |
Felana | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na teatira) | |||||
Famaritana malagasy | jereo Rafenomanjato: Felana | |||||
Mpanoratra | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19 |
![]() |