Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay contour, détour, circuit [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the light companies of soldiers who are sent out to harass the enemy on the flanks or rear. Safelika also used. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] troupes légères ; voltigeurs. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fehezam-bolom-borona [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny fela

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] kankana [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa ilazana ny anana
Mitovy hevitra: anana ~ traka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Sakalava, Tsimihety] Nom générique des herbes potagères, récoltées à l'état sauvage et consommées après cuisson comme légumes. Équivalent de anana (Merina) et de traka (Betsileo). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

2019/01/04