Teny iditra fempeno (fempina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fempenana [fitanisana]
Ohatra Fempeno tsara io lava-boalavo io mba tsy hidiran' ny voalavo intsony [Rajemisa 1985]

2012/11/16