Teny iditra fempina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] feno, tampina [Rakotosaona 1972]
   Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. [Richardson 1885]
Sampanteny  

2009/02/23