Teny iditra fenifeny (feny)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a fence, a hedge, an enclosure. See fefy. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] clôture, haie. (fefy). [David 1952 (takila F)]
Teny mitovy hevitra feny
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fenifeny
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fahamaikamaikana, fahasempotsemporana miteny na mandeha etsỳ sy erỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pressed, troubled, hurried, as a hen, etc., going about in an agitated manner seeking a place in which to lay her eggs. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2017/03/10