Teny iditra fenja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famiazana, fitazonana tsy hikofoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy See fejana. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra fenjafenja

2009/09/12