Teny iditra fenjaina (fenja)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
¶ Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [Rajemisa 1985]
Endriteny 
fenjaina
fenjaiko
fenjainao
fenjainy
fenjaintsika
fenjainay
fenjainareo
fenjain'
fenjain-
fenjaim-
fenjai-
nofenjaina
nofenjaiko
nofenjainao
nofenjainy
nofenjaintsika
nofenjainay
nofenjainareo
nofenjain'
nofenjain-
nofenjaim-
nofenjai-
hofenjaina
hofenjaiko
hofenjainao
hofenjainy
hofenjaintsika
hofenjainay
hofenjainareo
hofenjain'
hofenjain-
hofenjaim-
hofenjai-
fenjao
Teny mitovy hevitra fenjana

2010/12/29