Teny iditra fenjana (fenja)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fenjana, fenjako, fenjanao, fenjany, fenjantsika, fenjanay, fenjanareo, fenjan', fenjan-, fenjam-, fenja-
Ny lasa : nofenjana, nofenjako, nofenjanao, nofenjany, nofenjantsika, nofenjanay, nofenjanareo, nofenjan', nofenjan-, nofenjam-, nofenja-
Ny hoavy : hofenjana, hofenjako, hofenjanao, hofenjany, hofenjantsika, hofenjanay, hofenjanareo, hofenjan', hofenjan-, hofenjam-, hofenja-
Filaza mandidy : fenjao
Tovy hevitra fenjaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05