Teny iditra feno
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
Mitovy hevitra: ampoka ~ avo loha ~ dabadabaka ~ diboka ~ diby ~ fempina ~ feno hika ~ feno hipoka ~ feno hizina ~ feno miatiaty ~ feno mibinabina ~ feno mihintsana ~ feno mitihitihika ~ feno mitipitipy ~ henika ~ heraka ~ hifotra ~ himpona ~ hivoka ~ hotsaka ~ lelika ~ mamotsentsina ~ mangeniheny ~ manjepizepy ~ miangoango ~ midibadiba ~ mifatratra ~ mihoa-pefy ~ mitafotafo ~ mivozihitra ~ mizetra ~ mizihitra ~ mizihizihy ~ miziniziny ~ safomorona ~ safononoka ~ safotra ~ somaba ~ somafatra ~ tampina ~ tomefy ~ tonga fatra ~ tototra ~ tsentsina ~ tsepoka ~ tsipoka ~ vonto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2]
 Full, complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plein, complet [1.8]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : fenoa
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra feno
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Sery (aretina) [1.78]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10