Teny iditra fenofeno (feno)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay avoir mal au coeur [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpanahaka  dimpoana ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ milebolebo ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

2009/02/23