Teny iditra feno haravoana (feno, ravo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: faly
Ohatra Ary aoka anie ho an'ilay manam-pahefana hiaro anareo tsy ho lavo, sy hampiseho anareo ho tsy manan-tsiny amam-peno haravoana eo anatrehan'ny fiandrianany, [Baiboly: 72:001:024/Joda 1:24..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31