Teny iditra feno hika
Singan-teny feno ; hika
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: feno ~ himpina ~ himpona
Ohatra 
1Feno hika ny trano. [2.472]
2Ary dia niditra tao an-tranon'i Bala ireo, ka feno hika ny trano. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10