Teny iditra fenoina (feno)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana hatrany amin' ny morony: Fenoina rano ny sinibe
¶ Ampiana: Fenoy kely ity volako itỳ hividianako lamba telo metatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be filled, to be made complete. [Richardson 1885]
 to be filled [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on remplit, qu'on complète [Hallanger 1974]
Endriteny 
fenoina
fenoiko
fenoinao
fenoiny
fenointsika
fenoinay
fenoinareo
fenoin'
fenoin-
fenoim-
fenoi-
nofenoina
nofenoiko
nofenoinao
nofenoiny
nofenointsika
nofenoinay
nofenoinareo
nofenoin'
nofenoin-
nofenoim-
nofenoi-
hofenoina
hofenoiko
hofenoinao
hofenoiny
hofenointsika
hofenoinay
hofenoinareo
hofenoin'
hofenoin-
hofenoim-
hofenoi-
fenoy
Teny nalaina 

2010/12/29