Teny iditra feny
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [Rajemisa 1985]

Teny iditra feny
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fefy
¶ tamboho [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a fence, a hedge, an enclosure. See fefy. (Prov.) [Richardson 1885]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   fefy ~ fenifeny

Teny iditra feny
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny sofim-basy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the hammer of a gun. [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/16