Teny iditra feo voalohany (feo, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hira
Ohatra misy ny feo voalohany, misy ny feo faharoa, manaraka eny koao ny fasiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31